From 6d0ef150b24491ef4f26d22596815958c57a1a8b Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD010 <> Date: Fri, 29 May 2020 19:50:38 +0800 Subject: [PATCH] auto save --- 06/46.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/06/46.txt b/06/46.txt index 248ccd7..129255b 100644 --- a/06/46.txt +++ b/06/46.txt @@ -1 +1 @@ -\v 46 Fa maninona nareo no miantso Anà hoe: "Tompo, Tompo,' kanefa nareo tsy mankatô ze ra teneiko? \v 47 Ny ôla daôly magnatona Anà sy mareigny ny teniko ary mankatô an'zany, de ho lazaiko an'nareo hoe ôtran'ny ino izy.\v 48 Salan'ny ôla ze nanangana tragno izy, ze nandavaka laligna teo amin'ny tany ary nagnorina ny fototry ny tragno teo ambony vatolamy. Rafa tonga ny tondra-drano, de nandreka nanohitra an'zany trano zany ny rano be, fa tsy nampiontsona an'azy, satria tsara orina le izy. \ No newline at end of file +\v 46 Fa maninona nareo no miantso Anà hoe: "Tompo, Tompo,' kanefa nareo tsy mankatô ze ra taraviko? \v 47 Ny ôla daôly magnatona Anà sy mareigny ny teniko ary mankatô an'zany, de ho lazaiko an'nareo hoe ôtran'ny ino izy. \v 48 Salan'ny ôla ze nanangana tragno izy, ze nandavaka laligna teo amin'ny tany ary nagnorina ny fototry ny tragno teo ambony vatolamy. Rafa tonga ny tondra-drano, de nandreka nanohitra an'zany trano zany ny rano be, fa tsy nampiontsona an'azy, satria tsara orina le izy. \ No newline at end of file