auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-18 13:04:18 +03:00 committed by root
parent cb532feae3
commit 6c106aef6b
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ozy tam'reo mpianatra: "Avy ny andro hagnirinareo ny hahita ny raika amin'ny andron'ny Zanak'Ôla, fa tsy hahita zany anareo. Ary zareo de hitare aminareo hoe: "Jerevo, ery! Jerevo, ety!" Fa aza mivôka na magnenjika an-jareo. Fa salan'ny
Ozy tam'reo mpianatra: "Avy ny andro hagnirinareo ny hahita ny raika amin'ny andron'ny Zanak'Ôla, fa tsy hahita zany anareo. Ary zareo de hitare aminareo hoe: "Jerevo, ery! Jerevo, ety!" Fa aza mivôka na magnenjika an-jareo. Fa salan'ny tselatra mamiratra mazava rafa mitaratra avy aigny amin'ny ilany ny lagnitra ka hatraigny amin'ny ilany raika, de ôtran'zany ny Zanakôla amin'ny androny.

1
17/25.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Fa vôlôny de tsy maintsy hijaly amin'ny ra betsaka Izy ary ho lavin'ny taranak ty. Salan'ze nitranga tamin'ny andron'i Noa, no hibôgna kô amin'ny andron'ny Zanak'Ôla. nihinana zareo, nisotro, nana