auto save
This commit is contained in:
parent
ad27205944
commit
6ae025fa10
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
De nandao ny Synagoga Jesosy ary niditra takao an-dragnon'i Simona, ary nampijalian'ny tazo mahery ny rafozam-bavin'i Simona, ary niangavy tamin'Azy zareo mbô hagnasitrana an'azy.
|
De nandao ny Synagoga Jesosy ary niditra takao an-dragnon'i Simona, ary nampijalian'ny tazo mahery ny rafozam-bavin'i Simona, ary niangavy tamin'Azy zareo mbô hagnasitrana an'azy. Ka nitsangana takeo agnolôny Izy ary nitare mafy ny tazo, de niala tamin'azy zany. Avy hatraigny izy de nitsangana ary nanomboka nanompo an'
|
Loading…
Reference in New Issue