auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-17 18:20:23 +03:00 committed by root
parent 1aa61fcfed
commit 6187ecf8b3
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Tafara kelin'zany, de nande taigny amin'ny tanàna atao hoe Naina i Jesosy, ary niaraka tamin'azy reo mpianany sy reo vahôka betsaka be. Raha nagnankeky ny vavahadin'ny tanàna Izy, indro, nisy leila raika efa maty nentina nivôka, zanaka lahitokan'ny reniny (ze magnanotegna), ary vahôka betsaka be avy akao amin'ny tanàna no niaraka tamin'azy. Nony natazagna an'azy ny Tompo, de nangoraka tanteraka an'azy ka nagnano tamin'azy hoe: "Aza mitomagny." Avekeo de niakatra Izy ary nikasika an'le vata ze nitondran-jareo an'le razagna, ary nijanona reo nitondra an'zany. Ozy hoe: "Ô gaogna, zao ah, merena." De niarina le maty ka nanomboka nikoragna, ary Jesosy nanolotra an'azy takeo amin'ny reniny.
\v 11 \v 12 \v 13 \v 14 \v 15 Tafara kelin'zany, de nande taigny amin'ny tanàna atao hoe Naina i Jesosy, ary niaraka tamin'azy reo mpianany sy reo vahôka betsaka be. Raha nagnankeky ny vavahadin'ny tanàna Izy, indro, nisy leila raika efa maty nentina nivôka, zanaka lahitokan'ny reniny (ze magnanotegna), ary vahôka betsaka be avy akao amin'ny tanàna no niaraka tamin'azy. Nony natazagna an'azy ny Tompo, de nangoraka tanteraka an'azy ka nagnano tamin'azy hoe: "Aza mitomagny." Avekeo de niakatra Izy ary nikasika an'le vata ze nitondran-jareo an'le razagna, ary nijanona reo nitondra an'zany. Ozy hoe: "Ô gaogna, ozy Za aminao, merena." De nifô le maty ka nanomboka nikoragna, ary Jesosy nanolotra an'azy takeo amin'ny reniny.