auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-29 14:42:47 +08:00 committed by root
parent 73f401de4b
commit 604bf96776
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 4 Rafa nijanona niteny Izy, de niteny tamin'i Simona Izy hoe: "Ento ho aigny amin'ny rano laligna ny sambokely de halatsao ny haratonareo mba ahazaônareo baraoa."\v 5 Simona namaly an'Azy ka niteny hoe: "Tompo ô, efa niasa nakeka ny andro zahay, fa tsy nahazo n'ino n'inona , fa nony teninao de havariko ndreny haratoko." \v 6 Rafa nataon-jareo zany, de nahazo baraoa betsaka zareo, ary raovitra hatamin'ny haraton-jareo. \v 7 Ka nagnantso an'reo namany izy mba hanampy an'jareo. De tonga zareo ka nameno ny sambokely rôy, ka de nanomboka nilentika zareo.
\v 4 Rafa nijanona nitare Izy, de niteny tamin'i Simona Izy hoe: "Endeso ho aigny amin'ny rano laligna ny sambokely de halatsao ny haratonareo mba ahazaônareo baraoa."\v 5 Simona namaly an'Azy ka niteny hoe: "Tompo ô, efa niasa nakeka ny andro zahay, fa tsy nahazo n'ino n'inona , fa nony teninao de havariko ndreny haratoko." \v 6 Rafa nataon-jareo zany, de nahazo baraoa betsaka zareo, ary raovitra hatamin'ny haraton-jareo. \v 7 Ka nagnantso an'reo namany izy mba hanampy an'jareo. De tonga zareo ka nameno ny sambokely rôy, ka de nanomboka nilentika zareo.