auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-17 19:45:29 +03:00 committed by root
parent 5f45de8000
commit 5cf7e05ca3
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ary ny raika tam'reo Fariseo nagnasa an'iJesosy hisakafo miataka tamin'azy. Ka rafa avy niditra takao an-tragnon'le Fariseo Jesosy, de nipetraka hinana teo amin'ny latabatra. Indro, nisy vevavy tao an-tanàna ze mpagnota. Ary rafa natsikaritra izy fa nipetraka takeo amin'ny latabatra tao amin'ny tragnon'le Fariseo Izy, de nitondr tavoara alabastara feno menaka magnitra izy. Ary raha nitsangana tafarany takeo ankekin'ny tongony izy, de nitomagny, ka nanomboka nandena ny tongony tami
Ary ny raika tam'reo Fariseo nagnasa an'iJesosy hisakafo miataka tamin'azy. Ka rafa avy niditra takao an-tragnon'le Fariseo Jesosy, de nipetraka hinana teo amin'ny latabatra. Indro, nisy vevavy tao an-tanàna ze mpagnota. Ary rafa natsikaritra izy fa nipetraka takeo amin'ny latabatra tao amin'ny tragnon'le Fariseo Izy, de nitondr tavoara alabastara feno menaka magnitra izy. Ary raha nitsangana tafarany takeo ankekin'ny tongony izy, de nitomagny, ka nanomboka nandena ny tongony tamin'ny