diff --git a/07/36.txt b/07/36.txt new file mode 100644 index 0000000..1195479 --- /dev/null +++ b/07/36.txt @@ -0,0 +1 @@ +Ary ny raika tam'reo Fariseo nagnasa an'iJesosy hisakafo miataka tamin'azy. Ka rafa avy niditra takao an-tragnon'le Fariseo Jesosy, de nipetraka hinana teo amin'ny latabatra. Indro, nisy vevavy tao an-tanĂ na ze mpagnota. Ary rafa natsikaritra izy fa nipetraka takeo amin'ny latabatra tao amin'ny tragnon'le Fariseo Izy, de nitondr tavoara alabastara feno \ No newline at end of file