diff --git a/05/29.txt b/05/29.txt index 62cf87f..2db56d6 100644 --- a/05/29.txt +++ b/05/29.txt @@ -1 +1 @@ -\v 29 De nagnao fanasana geda be tao an-tranony ho an'i Jesosy i Levy. Betsaka reo mpamory hetra sy reo ôla hafa ze nipetraka teo amin'ny latabatra ary ninana niaraka tam'jareo. \v 30 Kanefa reo Fariseo sy reo mpanora-dalàna de nitaraina tam'reo mpianany, niteny hoe: "Nagnino enao no minana sy misotro miaraka am'reo mpamory hetra sy ny ôla mpanota hafa?" \v 31 Namaly an'azy reo Jesosy hoe: "Tsy mila dokotera ny ôla salama; fa reo marary ihany. \v 32 Tsy tonga hagnantso ny ôlo-marina ho amin'ny fibebana Za, fa hagnantso ny mpanota mba hibebaka." \ No newline at end of file +\v 29 De nagnao fagnasana geda be tao an-tranony ho an'i Jesosy i Levy. Betsaka reo mpamory hetra sy reo ôla hafa ze nipetraka teo amin'ny latabatra ary ninana niaraka tam'jareo. \v 30 Kanefa reo Fariseo sy reo mpanora-dalàna de nitaraina tam'reo mpianany, niteny hoe: "Nagnino enao no minana sy misotro miaraka am'reo mpamory hetra sy ny ôla mpanota hafa?" \v 31 Namaly an'azy reo Jesosy hoe: "Tsy mila dokotera ny ôla salama; fa reo marary ihany. \v 32 Tsy tonga hagnantso ny ôlo-marina ho amin'ny fibebana Za, fa hagnantso ny mpanota mba hibebaka." \ No newline at end of file