auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-04-30 22:23:39 +03:00 committed by root
parent 32488e0864
commit 4b58662393
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Avy akeo de nahorogny ny taratasy, naverigny taigny amin'ny mpitandrina, ary nipetraka Izy. Ny mason'reo daôly takao amin'ny Synagoga, de nibanjina an'Azy. Nanomboka nikoragna tamin-jareo Izy hoe: "Gniany ty Soratra Masina ty de tanteraka akeo ampitandrignesanareo."
Avy akeo de nahorogny ny taratasy, naverigny taigny amin'ny mpitandrina, ary nipetraka Izy. Ny mason'reo daôly takao amin'ny Synagoga, de nibanjina an'Azy. Nanomboka nikoragna tamin-jareo Izy hoe: "Gniany ty Soratra Masina ty de tanteraka akeo ampitandrignesanareo." Ny daôly takao de nilaza tsara ny momba an'Azy ary gaga tamin'ny tenim-pahasoavana ze nalôkan'ny vavany zareo, ary nagnontany zareo hoe: "Fa tsy le zanak'i Josefa ma ty?"

1
04/23.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Izy nitare tamin-jareo hoe: "Azo antoka fa hilaza ty ohabolagna ty