auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-18 13:24:01 +03:00 committed by root
parent 37d04e07e8
commit 460a88a8ef
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Namaly an-jareo Izy hoe: "Tandrigneso, rafa miditra ny tanàna anareo, de hisy leila raika mitondra sinin-dragno
Namaly an-jareo Izy hoe: "Tandrigneso, rafa miditra ny tanàna anareo, de hisy leila raika mitondra sinin-dragno hifanena aminareo. Magnarà an'azy aigny am'ze tragno idirany. De tineno ny tompon-tragno hoe: "Ny Mpampianatra milaza aminao hoe: "Aiza ny efi-tragno fandraisam-bahiny, ze hihinanako ny sakafon'ny Paska miaraka am'reo mpianatro?"

1
22/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Izy hagnatoro an'nareo efitragno agnambon-dregna geda misy fanaka. Ataovy akao ny fagnomagnana.