diff --git a/07/24.txt b/07/24.txt index e99b502..b4dc3bb 100644 --- a/07/24.txt +++ b/07/24.txt @@ -1 +1 @@ -Ary nony lasa reo irak'Jaona, de nagnomboka nitare tamin'ny vahôka Jesosy ny momban'i Jaona hoe: "Hitazagna ino no nivoanareo taigny agn'efitra? Volotara nahozongozon'ny rivotra ma? Se hijery ino no nivohanareo taigny? Leila mekanjo tsara ma? Jereo, reo ze mitafy akanjo lafo vidy sy reo miaigna akao amin'ny fiaignana soa de akao amin'ny lapan'ny mpanjaka. Fa hijery ino no nivohanareo taigny? Mpaminagny ma? Yôny, ozy Za amina \ No newline at end of file +Ary nony lasa reo irak'Jaona, de nagnomboka nitare tamin'ny vahôka Jesosy ny momban'i Jaona hoe: "Hitazagna ino no nivoanareo taigny agn'efitra? Volotara nahozongozon'ny rivotra ma? Se hijery ino no nivohanareo taigny? Leila mekanjo tsara ma? Jereo, reo ze mitafy akanjo lafo vidy sy reo miaigna akao amin'ny fiaignana soa de akao amin'ny lapan'ny mpanjaka. Fa hijery ino no nivohanareo taigny? Mpaminagny ma? Yôny, ozy Za aminareo, ary mihôtra lavitra noho ny mpaminagny. \ No newline at end of file diff --git a/07/27.txt b/07/27.txt new file mode 100644 index 0000000..9556037 --- /dev/null +++ b/07/27.txt @@ -0,0 +1 @@ +Izy no le vôsoratra hoe: "Indro \ No newline at end of file