auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-31 15:19:21 +08:00 committed by root
parent 44b5b69124
commit 4057a698db
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 45 Teo agnatrehan'ny ôla daôly de nitare tamin'ny mpianany Izy nagnano hoe:\v 46 'Mitandrema ny amin'ny mpanora-dalàna, ze magniry hande miaraka amin'ny akanjo lava mirebareba, sy te arabaina manokana aigny an-tsena, sy mipetraka amin'ny seza vôlôny akao agnaty Synagoga, ary ny toerana vôlôny amin'ny fanasana. \v 47 Zareo kô de mandany ny tragnon'reo mpitondra-tegna, ary magnano vavaka lavareny ho fisehosehona. Ny leila ôtran'zany de ahazo fagnamelôna gedabe mitsy.
\v 45 Teo agnatrehan'ny ôla daôly de nitare tamin'ny mpianany Izy nagnano hoe: \v 46 'Mitandrema ny amin'ny mpanora-dalàna, ze magniry hande miaraka amin'ny akanjo lava mirebareba, sy te arabaina manokana aigny an-tsena, sy mipetraka amin'ny seza vôlôny akao agnaty Synagoga, ary ny toerana vôlôny amin'ny fanasana. \v 47 Zareo kô de mandany ny tragnon'reo mpitondra-tegna, ary magnano vavaka lavareny ho fisehosehona. Ny leila ôtran'zany de ahazo fagnamelôna gedabe mitsy.