From 3deb85405c9c9fafa6318fe6a1376a6a972a7356 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD012 <> Date: Sun, 17 May 2020 18:20:23 +0300 Subject: [PATCH] auto save --- 07/21.txt | 2 +- 07/24.txt | 1 + 2 files changed, 2 insertions(+), 1 deletion(-) create mode 100644 07/24.txt diff --git a/07/21.txt b/07/21.txt index 5afae90..a6dbd81 100644 --- a/07/21.txt +++ b/07/21.txt @@ -1 +1 @@ -Ary tam'zany ora zany de nagnasitrana ôla maro tamin'ny aretina sy faorina ary fangnaintainagna avy am'reo fagnahy ratsy Izy, ary ôla jamba betsaka no nampahiratiny. Jesosy namaly ka nitare tamin-jareo hoe: "Rafa avy nande tamin'ny lalanareo anareo, tatero amin'i Jaona ze hitanareo sy regninareo. Nahirtra ny jamba, nande ny malemy, nadio reo boka, naregny ny marenina, nitsangan-ko velona ny maty, ary nitoriana ny filazantsara ny ôla agnatin'ny \ No newline at end of file +Ary tam'zany ora zany de nagnasitrana ôla maro tamin'ny aretina sy faorina ary fangnaintainagna avy am'reo fagnahy ratsy Izy, ary ôla jamba betsaka no nampahiratiny. Jesosy namaly ka nitare tamin-jareo hoe: "Rafa avy nande tamin'ny lalanareo anareo, tatero amin'i Jaona ze hitanareo sy regninareo. Nahirtra ny jamba, nande ny malemy, nadio reo boka, naregny ny marenina, nitsangan-ko velona ny maty, ary nitoriana ny filazantsara ny ôla agnatin'ny tsy fampena. Sambatra ny ôla ze tsy mitsahatra ny mino Anà nohon'ny ataoko." \ No newline at end of file diff --git a/07/24.txt b/07/24.txt new file mode 100644 index 0000000..d3de8f6 --- /dev/null +++ b/07/24.txt @@ -0,0 +1 @@ +Ary nony lasa reo irak'Jaona, de nagnomboka nitare tamin'ny vahôka Jesosy ny momban'i Jaona hoe: "Hitazagna ino no nivoanareo taigny agn'efitra? Volot \ No newline at end of file