auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-29 19:50:38 +08:00 committed by root
parent cf8900a702
commit 2583e267b5
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 22 Fa Jesosy, nahalala ze neritreretin'jareo, namaly ary niteny an'azy reo hoe: "Nagnino anareo no magnontany an'zany akao am-ponareo? \v 23 Ino no mora lazaina kokoa: "Vôvela ny helokao" sa ny meteny hoe: "Mitsangana ary madana?" \v 24 Nefa mba hafantaranareo fa ny Zanak'Ôla de manam-paefana hamela heloka eto an-tany, de lazaiko aminao, mitsangàna, ndeso ny fandenao ary mandana aigny an-tranonao."
\v 22 Fa Jesosy, nahalala ze neritreretin'jareo, namaly ary nitare an'azy reo hoe: "Nagnino anareo no magnontany an'zany akao am-ponareo? \v 23 Ino no mora lazaina kokoa: "Vôvela ny helokao" sa ny meteny hoe: "Mitsangana ary madana?" \v 24 Nefa mba hafantaranareo fa ny Zanak'Ôla de manam-paefana hamela heloka eto an-tany, de lazaiko aminao, mitsangàna, ndeso ny fandenao ary mandana aigny an-tranonao."