auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-31 06:38:06 +03:00 committed by root
parent 7c0bafac33
commit 00fd9c17a3
4 changed files with 4 additions and 4 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 22 \v 23 Jesosy nitare tam'reo mpianany hoe: "Noho zany de taraviko aminareo, aza magnahy ny amin'ny aignanareo - ze ho haninareo, na ny momban'ny tegnanareo - ze ho tafinareo. Fa ny aigna de mihôtra noho ny sakafo, ary ny tegna de mihôtra noho reo fitafena. \v 22 Jesosy nitare tam'reo mpianany hoe: "Noho zany de taraviko aminareo, aza magnahy ny amin'ny aignanareo - ze ho haninareo, na ny momban'ny tegnanareo - ze ho tafinareo. \v 23 Fa ny aigna de mihôtra noho ny sakafo, ary ny tegna de mihôtra noho reo fitafena.

View File

@ -1 +1 @@
\v 24 \v 25 \v 26 Hevero ny goaika, tsy mamafy regny na mijinja. Tsy managna fitôram-bokatra regny na tragno fiterizana, kanefa amen'Andrimanitra hanina regny. Salan'ny inona ny fihoaranareo lanja mihôtra noho reo voron! Iza aminareo no afaka magnampy haio raika ny andro iaignany amin'ny fanahiana? Ka raha zany ra kely ndrindra zany aza tsy hainareo atao, magnino anareo no mignahy ny amin'ny sisa? \v 24 Hevero ny goaika, tsy mamafy regny na mijinja. Tsy managna fitôram-bokatra regny na tragno fiterizana, kanefa amen'Andrimanitra hanina regny. Salan'ny inona ny fihoaranareo lanja mihôtra noho reo voron! \v 25 Iza aminareo no afaka magnampy haio raika ny andro iaignany amin'ny fanahiana? \v 26 Ka raha zany ra kely ndrindra zany aza tsy hainareo atao, magnino anareo no mignahy ny amin'ny sisa?

View File

@ -1 +1 @@
\v 27 \v 28 Hevero reo lilia - manakôry ny faniriny. Tsy miasa izy regny, na mamoly. Kanefa taraviko aminareo, na Solomona tamin'ny voninahiny manontolo aza tsy nitafy salan'ny raika tam'reny. Raha tafian'Andriamanitra salan'zany reo ahitra aigny an-tsaha, ze akeo gniany, ary ny amaraigna de arena agnaty fatagna, ôtran'ny ino ny hampitafiany an'nareo mihôtra lavitra noho zany, anareo ry kely finoana ô! \v 27 Hevero reo lilia - manakôry ny faniriny. Tsy miasa izy regny, na mamoly. Kanefa taraviko aminareo, na Solomona tamin'ny voninahiny manontolo aza tsy nitafy salan'ny raika tam'reny. \v 28 Raha tafian'Andriamanitra salan'zany reo ahitra aigny an-tsaha, ze akeo gniany, ary ny amaraigna de arena agnaty fatagna, ôtran'ny ino ny hampitafiany an'nareo mihôtra lavitra noho zany, anareo ry kely finoana ô!

View File

@ -1 +1 @@
\v 29 \v 30 Aza mitady ze ho haninareo sy ze ho sotroinareo, ary aza magnahiahy. Fa reo firenena daôly aketo am'zao tontolo zao reo de mitady regny ra regny, ary fantatry ny Rainareo fa mila an'regny anareo. \v 29 Aza mitady ze ho haninareo sy ze ho sotroinareo, ary aza magnahiahy. \v 30 Fa reo firenena daôly aketo am'zao tontolo zao reo de mitady regny ra regny, ary fantatry ny Rainareo fa mila an'regny anareo.