plt-x-sihanaka_luk_text_reg/07/33.txt

1 line
306 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-05-17 15:20:23 +00:00
Fa Jaona mpagnano Batisa tonga tsy nihinana mofo ary tsy nisotro divay, de ozy anareo hoe: "Misy demonia izy." Ny Zanak'Ôla tonga nihinana sy nisotro, de ozy anareo hoe: "Jerevo, fa tendan-kanina sy mpisotro Izy, naman'reo mpamory hetra sy mpagnota!" Fa ny fahendrena de vômarina amin'ny zanagny daôly."