plt-x-sihanaka_luk_text_reg/09/18.txt

1 line
318 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-06-03 07:58:02 +00:00
\v 18 Ary rafa nivavaka manokana Jesosy, de niaraka tamin'Azy reo mpianatra. De nagnontany an-jareo Izy, nagnano hoe: "Ataon'reo vahôka ho iza ma Za?" \v 19 Namaly zareo hoe: "Jaona mpagnano batisa. Fa reo sasagny nilaza hoe Elia, ary reo sasagny milaza fa nitsangana tamin'ny maty ny raika tam'reo mpaminagny talô."