1 line
216 B
Plaintext
1 line
216 B
Plaintext
|
\v 1 Nagnantso reo roa ambin'ny folo lahy Izy ary nagnome an-jareo ny hery sy faefana am'reo demonia daôly ary hagnasitrana reo aretina. \v 2 Nalefan-jareo hitory ny Fanjakan'Andriamanitra sy hagnasitrana ny marary.
|