plt-x-sihanaka_jud_text_reg/01/09.txt

1 line
539 B
Plaintext

\v 9 Fa na de Mikaela arikanjely aza, rafa niady tamin'ny devoly sy nifanditra tamin'azy ny amin'ny fatin'i Mosesy, de tsy sahy niteny ratsy hagnameloka an'azy. Fa ozy kosany izy hoe: "Hagnanatra an'nao ny Tompo!" \v 10 Fa reo ôla reo de miteny ratsy ny ra daôly tsy fantany. Ary ze fantany ôtran'ny falalan'ny biby tsy manan-tsaigna, zany no manimba an'azy reo. \v 11 Loza ho an'azy reo! Fa raha nandeha tao amin'ny tanànan'i Kaina zareo, ary nanaraka ny fadisoan'i Balama hahazoana tamby. De ripaka tao amin'ny fikomian'i Kora zareo.