plt-x-sihanaka_jud_text_reg/01/03.txt

1 line
495 B
Plaintext

\v 3 Ry malala, raha igny nagnano ny ezaka hanoratra ho an'nareo ny makasika ny famonjena hiombonantsika igny za, de nanoratra ho an'nareo za mba hanosika an'nareo hiady mafy ho an'le finona ze efa natolotra ho an'reo mpino. \v 4 Fa ho an'ôla sasagny nisisika antsokosoko akeo aminareo. Reo de ôla vômarika ho an'ny fagnamelohana. Reo de ôla ratsy fagna ze manivateva ny fasoavan'Andriamanitra ho aigny amin'ny fijejojejona, ary de mandà ny Andriana sy ny Tompo tokantsika de Jesosy Kristy.