plt-x-sihanaka_jud_text_reg/01/17.txt

1 line
302 B
Plaintext

Fa nareo, ry malala, tadidio reo teny ze notenenin'reo apostolin'i Jesosy Kristy Tompontsika fahiny. Ozy zareo taminareo: "Fa amin'ny andro farany de hisy mpaniratsira ze hanaraka ny filan'ny haratsem-pagnany." Reo ôla reo de mitariak fisarana. Izy reo de ôla araka ny nofo, ary tsy managna ny Fagna.