plt-x-sihanaka_jud_text_reg/01/12.txt

1 line
281 B
Plaintext

Reo de le ôla ze harambato misitrika akao amin'ny ahanim-pitiavanareo. Minana am-pamegnarana, mamoky ny tegnan'jareo ihany. Izy reo de rondro tsisy rano, ndesin'ny rivotra. Kakazo fararano tsisy vôny - indroa maty, niala fakany. Izy reo de onjan-dranomasina mahery, mitopatopa ma