|
Fa nareo ry malala, miorena tsara akeo amin'ny finoanareo masina indrindra, ary mivavaha amin'ny Fanahy Masina. Mitôra nareo akao amin'ny fitiavan'Andriamanitra, ary andrasony famindram-pon'i Jesosy Kristy Tompontsika ze mitondra an'nao ho amin'ny fiaignana mandrakizay. |