plt-x-sihanaka_jud_text_reg/01/24.txt

1 line
375 B
Plaintext

\v 24 Ary ho an'ze miaro an'nareo mba tsy ho tafitohina, ary hatonga an'nao hijoro akeo agnatrehan'ny voninahiny, tsy misy tsigny ary am-pifalina leibe, \v 25 amin'Andriamanitra tokana Mpamonjintsika tamin'ny alalan'i Jesosy Kristy Tompontsika anie, ny voninahitra, ny falebiazana, ny fahefana sy ny hery, talohan'ny fotôna daôly, am'zao fotôna zao ary mandrakizay. Amena.