plt-x-sihanaka_jud_text_reg/01/07.txt

1 line
404 B
Plaintext

\v 7 Salan'i Sodoma sy Gomoro sy reo tanàna magnodidina an'jareo, ze nagnolotra ny tegnan'jareo ho amin'ny fijangajangana sy ny fagnanôvana filana tsy ara-bôjanahary. De natao ôtra am'reo ze mijaly amin'ny fagnasazena aigny amin'ny afo mandrakizay izy reo. \v 8 Kanefa ôtran'zany ihany, reo mpanofinofy reo de mandoto ihany kô ny vatan'jareo, ary miteny ra ratsy manohitra an'reo manam-boninahitra.