Fa na de Mikaela arikanjely aza, rafa niady tamin'ny devoly sy nifanditra tamin'azy ny amin'ny fatin'i Mosesy, de tsy sahy niteny ratsy hagnameloka an'azy. Fa ozy kosany izy hoe: "Hagnanatra an'nao ny Tompo!" Fa reo