\v 22 Mamindrà fo am'reo ze misalasala. \v 23 Vonjeo ary tariho hiala amin'ny afo ny ôla sasagny. Ary ny sasagny indre amindrao fo amin-tatra. Mankahalà na de hatramin'ny akanjo nolotovin'ny nofo aza.