\v 17 Fa nareo, ry malala, tadidio reo teny ze notenenin'reo apostolin'i Jesosy Kristy Tompontsika talô. \v 18 Ozy zareo taminareo: "Fa amin'ny andro farany de hisy mpaniratsira ze hanaraka ny filan'ny haratsem-pagnany." \v 19 Reo ôla reo de mitarika fisarana. Izy reo de ôla araka ny nofo, ary tsy managna ny Fagna.