auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-23 16:07:22 +08:00 committed by root
parent 03dfde2e48
commit eb6265d590
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Reo de le ôla ze harambato misitrika akao amin'ny ahanim-pitiavanareo. Minana am-pamegnarana, mamoky ny tegnan'jareo ihany. Izy reo de rondro tsisy rano, ndesin'ny rivotra. Kakazo fararano tsisy vôny - indroa maty, niala fakany. Izy reo de onjan-dranomasina mahery, mitopatopa ma
Reo de le ôla ze harambato misitrika akao amin'ny ahanim-pitiavanareo. Minana am-pamegnarana, mamoky ny tegnan'jareo ihany. Izy reo de rondro tsisy rano, ndesin'ny rivotra. Kakazo fararano tsisy vôny - indroa maty, niala fakany. Izy reo de onjan-dranomasina mahery, mitopatopa mamorivory ny famegnaran'jareo. Kintana mirenireny zareo, ka vôtahiry ho an'azy manr