auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-29 07:17:11 +08:00 committed by root
parent 4528a3702e
commit cf33fe0336
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 14 Ary Enoka, le faha fiton'i Adama, de efa naminagny momba an'reo, niteny hoe: "Indro! Ho avy ny Tompo miaraka am'reo masina amagn'alinalina. \v 15 Ho avy Izy mba hagnatanteraka ny fitsarna ny ôla daôly. Ho avy Izy hampiaiky ny ôla ratsy fagna daôly tamin'ny asa vitany tamin'ny haratsem-pagnany, ary reo teny mafy daôly ze nolazain'ny ôla ratsy fagna hanohitra an'Azy."\v 16 Reo de mpimonomonona, sy mpimenomenona, ze magnaraka ny filan-dratsin'jareo. Izy reo de mpieboebo fatratra, ze non'ny tombontsoan'jareo manokana, de mandoka ny hafa.
\v 14 Ary Enoka, le faha fiton'i Adama, de efa naminagny momba an'reo, niteny hoe: "Indro! Ho avy ny Tompo miaraka am'reo masina amagn'alinalina. \v 15 Ho avy Izy mba hagnatanteraka ny fitsarana ny ôla daôly. Ho avy Izy hampieky ny ôla ratsy fagna daôly tamin'ny asa vitany tamin'ny haratsem-pagnany, ary reo teny mafy daôly ze nolazain'ny ôla ratsy fagna hanohitra an'Azy."\v 16 Reo de mpimonomonona, sy mpimenomenona, ze magnaraka ny filan-dratsin'jareo. Izy reo de mpieboebo fatratra, ze non'ny tombontsoan'jareo manokana, de mandoka ny hafa.