From c08855b38d3e182d6117e7ee879072f3e8b7ab62 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD010 <> Date: Thu, 28 May 2020 17:26:15 +0800 Subject: [PATCH] auto save --- 01/01.txt | 2 +- 01/03.txt | 2 +- 01/05.txt | 2 +- 01/07.txt | 2 +- 01/09.txt | 2 +- 01/12.txt | 2 +- 01/14.txt | 2 +- 01/17.txt | 2 +- 01/20.txt | 2 +- 01/22.txt | 2 +- 01/24.txt | 2 +- 11 files changed, 11 insertions(+), 11 deletions(-) diff --git a/01/01.txt b/01/01.txt index 66a3da5..76891ef 100644 --- a/01/01.txt +++ b/01/01.txt @@ -1 +1 @@ -\v 1 \v 2 Joda, mpanompon'i Jesosy Kristy, raika. rahalan'i Jakoba ho an'reo ze antsovina hoe: malala akao amin'Andriamanitra le Ray, sy vôtahiry ho an'i Jesosy Kristy. Hampitomboina ho aminareo anie ny famindram-po sy ny fedanana ary ny fitiavana. \ No newline at end of file +\v 1 Joda, mpanompon'i Jesosy Kristy, raika. rahalan'i Jakoba ho an'reo ze antsovina hoe: malala akao amin'Andriamanitra le Ray, sy vôtahiry ho an'i Jesosy Kristy. \v 2 Hampitomboina ho aminareo anie ny famindram-po sy ny fedanana ary ny fitiavana. \ No newline at end of file diff --git a/01/03.txt b/01/03.txt index 78ac683..84d3769 100644 --- a/01/03.txt +++ b/01/03.txt @@ -1 +1 @@ -Ry malala, raha igny nagnano ny ezaka hanoratra ho an'nareo ny makasika ny famonjena hiombonantsika igny za, de nanoratra ho an'nareo za mba hanosika an'nareo hiady mafy ho an'le finôna ze efa natolotra ho an'reo mpino. Fa ho an'ôla sasagny nisisika antsokosoko akeo aminareo. Reo de ôla vômarika ho an'ny fagnamelohana. Reo de ôla ratsy fagna ze manivateva ny fasoavan'Andriamanitra ho aigny amin'ny fijejojejona, ary de mandà ny Andriana sy ny Tompo tokantsika de Jesosy Kristy. \ No newline at end of file +\v 3 Ry malala, raha igny nagnano ny ezaka hanoratra ho an'nareo ny makasika ny famonjena hiombonantsika igny za, de nanoratra ho an'nareo za mba hanosika an'nareo hiady mafy ho an'le finôna ze efa natolotra ho an'reo mpino. \v 4 Fa ho an'ôla sasagny nisisika antsokosoko akeo aminareo. Reo de ôla vômarika ho an'ny fagnamelohana. Reo de ôla ratsy fagna ze manivateva ny fasoavan'Andriamanitra ho aigny amin'ny fijejojejona, ary de mandà ny Andriana sy ny Tompo tokantsika de Jesosy Kristy. \ No newline at end of file diff --git a/01/05.txt b/01/05.txt index a27d7cb..b39d3ed 100644 --- a/01/05.txt +++ b/01/05.txt @@ -1 +1 @@ -\v 5 \v 6 Am'zao za de te hampatsiaro an'nareo na de efa fantatrareo tanteraka ary zany fa ny Tompo de nagnavotra ny ôla avy tao amin'ny tany Egypta, fa tafaran'zany de naripagny ze tsy nino. Ary reo anjely ze tsy nitana ny fahefana ze napetraka tam'jareo, fa ze niala ny fonenan'jareo - Andriamanitra de namatotra an'azy reo tamin'ny fatorana mandrakizay, akao amin'ny maizin-kitroka tanteraka, ho amin'ny andron'ny fitsarana leibe. \ No newline at end of file +\v 5 Am'zao za de te hampatsiaro an'nareo na de efa fantatrareo tanteraka ary zany fa ny Tompo de nagnavotra ny ôla avy tao amin'ny tany Egypta, fa tafaran'zany de naripagny ze tsy nino. \v 6 Ary reo anjely ze tsy nitana ny fahefana ze napetraka tam'jareo, fa ze niala ny fonenan'jareo - Andriamanitra de namatotra an'azy reo tamin'ny fatorana mandrakizay, akao amin'ny maizin-kitroka tanteraka, ho amin'ny andron'ny fitsarana leibe. \ No newline at end of file diff --git a/01/07.txt b/01/07.txt index d1eb444..813f40a 100644 --- a/01/07.txt +++ b/01/07.txt @@ -1 +1 @@ -\v 7 \v 8 Salan'i Sodoma sy Gomoro sy reo tanàna magnodidina an'jaroe, ze nagnolotra ny tegnan'jareo ho amin'ny fijangajangana sy ny fagnanôvana filana tsy ara-bôjanahary. De natao ôtra am'reo ze mijaly amin'ny fagnasazena aigny amin'ny afo mandrakizay izy reo. Kanefa ôtran'zany ihany, reo mpanofinofy reo de mandoto ihany kô ny vatan'jareo, ary miteny ra ratsy manohitra an'reo manam-boninahitra. \ No newline at end of file +\v 7 Salan'i Sodoma sy Gomoro sy reo tanàna magnodidina an'jaroe, ze nagnolotra ny tegnan'jareo ho amin'ny fijangajangana sy ny fagnanôvana filana tsy ara-bôjanahary. De natao ôtra am'reo ze mijaly amin'ny fagnasazena aigny amin'ny afo mandrakizay izy reo. \v 8 Kanefa ôtran'zany ihany, reo mpanofinofy reo de mandoto ihany kô ny vatan'jareo, ary miteny ra ratsy manohitra an'reo manam-boninahitra. \ No newline at end of file diff --git a/01/09.txt b/01/09.txt index 4ab2d92..6695938 100644 --- a/01/09.txt +++ b/01/09.txt @@ -1 +1 @@ -Fa na de Mikaela arikanjely aza, rafa niady tamin'ny devoly sy nifanditra tamin'azy ny amin'ny fatin'i Mosesy, de tsy sahy niteny ratsy hagnameloka an'azy. Fa ozy kosany izy hoe: "Hagnanatra an'nao ny Tompo!" Fa reo ôla reo de miteny ny ra daôly tsy fantany. Ary ze fantany ôtran'ny falalan'ny biby tsy manan-tsaigan, zany no manimba an'azy reo. Loza ho an'azy reo! Fa raha nandeha tao amin'ny tanànan'i Kaina zareo, ary nanaraka ny fadisoan'i Balama hahazoana tamby. De ripaka tao amin'ny fikomian'i Kora zareo. \ No newline at end of file +\v 9 Fa na de Mikaela arikanjely aza, rafa niady tamin'ny devoly sy nifanditra tamin'azy ny amin'ny fatin'i Mosesy, de tsy sahy niteny ratsy hagnameloka an'azy. Fa ozy kosany izy hoe: "Hagnanatra an'nao ny Tompo!" \v 10 Fa reo ôla reo de miteny ny ra daôly tsy fantany. Ary ze fantany ôtran'ny falalan'ny biby tsy manan-tsaigan, zany no manimba an'azy reo. \v 11 Loza ho an'azy reo! Fa raha nandeha tao amin'ny tanànan'i Kaina zareo, ary nanaraka ny fadisoan'i Balama hahazoana tamby. De ripaka tao amin'ny fikomian'i Kora zareo. \ No newline at end of file diff --git a/01/12.txt b/01/12.txt index 4cd1b8f..ae2a3a6 100644 --- a/01/12.txt +++ b/01/12.txt @@ -1 +1 @@ -\v 12 \v 13 Reo de le ôla ze harambato misitrika akao amin'ny ahanim-pitiavanareo. Minana am-pamegnarana, mamoky ny tegnan'jareo ihany. Izy reo de rondro tsisy rano, ndesin'ny rivotra. Kakazo fararano tsisy vôny - indroa maty, niala fakany. Izy reo de onjan-dranomasina mahery, mitopatopa mamorivory ny famegnaran'jareo. Kintana mirenireny zareo, ka vôtahiry ho an'azy mandrakizay ny famaintisan'ny maizina. \ No newline at end of file +\v 12 Reo de le ôla ze harambato misitrika akao amin'ny ahanim-pitiavanareo. Minana am-pamegnarana, mamoky ny tegnan'jareo ihany. Izy reo de rondro tsisy rano, ndesin'ny rivotra. Kakazo fararano tsisy vôny - indroa maty, niala fakany. \v 13 Izy reo de onjan-dranomasina mahery, mitopatopa mamorivory ny famegnaran'jareo. Kintana mirenireny zareo, ka vôtahiry ho an'azy mandrakizay ny famaintisan'ny maizina. \ No newline at end of file diff --git a/01/14.txt b/01/14.txt index 5869590..521b5e7 100644 --- a/01/14.txt +++ b/01/14.txt @@ -1 +1 @@ -\v 14 \v 15 \v 16 Ary Enoka, le faha fiton'i Adama, de efa naminagny momba an'reo, niteny hoe: "Indro! Ho avy ny Tompo miaraka am'reo masina amagn'alinalina. Ho avy Izy mba hagnatanteraka ny fitsarna ny ôla daôly. Ho avy Izy hampiaiky ny ôla ratsy fagna daôly tamin'ny asa vitany tamin'ny haratsem-pagnany, ary reo teny mafy daôly ze nolazain'ny ôla ratsy fagna hanohitra an'Azy." Reo de mpimonomonona, sy mpimenomenona, ze magnaraka ny filan-dratsin'jareo. Izy reo de mpieboebo fatratra, ze non'ny tombontsoan'jareo manokana, de mandoka ny hafa. \ No newline at end of file +\v 14 Ary Enoka, le faha fiton'i Adama, de efa naminagny momba an'reo, niteny hoe: "Indro! Ho avy ny Tompo miaraka am'reo masina amagn'alinalina. \v 15 Ho avy Izy mba hagnatanteraka ny fitsarna ny ôla daôly. Ho avy Izy hampiaiky ny ôla ratsy fagna daôly tamin'ny asa vitany tamin'ny haratsem-pagnany, ary reo teny mafy daôly ze nolazain'ny ôla ratsy fagna hanohitra an'Azy."\v 16 Reo de mpimonomonona, sy mpimenomenona, ze magnaraka ny filan-dratsin'jareo. Izy reo de mpieboebo fatratra, ze non'ny tombontsoan'jareo manokana, de mandoka ny hafa. \ No newline at end of file diff --git a/01/17.txt b/01/17.txt index 6555398..d59f010 100644 --- a/01/17.txt +++ b/01/17.txt @@ -1 +1 @@ -\v 17 \v 18 \v 19 Fa nareo, ry malala, tadidio reo teny ze notenenin'reo apostolin'i Jesosy Kristy Tompontsika fahiny. Ozy zareo taminareo: "Fa amin'ny andro farany de hisy mpaniratsira ze hanaraka ny filan'ny haratsem-pagnany." Reo ôla reo de mitariak fisarana. Izy reo de ôla araka ny nofo, ary tsy managna ny Fagna. \ No newline at end of file +\v 17 Fa nareo, ry malala, tadidio reo teny ze notenenin'reo apostolin'i Jesosy Kristy Tompontsika fahiny. \v 18 Ozy zareo taminareo: "Fa amin'ny andro farany de hisy mpaniratsira ze hanaraka ny filan'ny haratsem-pagnany."\v 19 Reo ôla reo de mitariak fisarana. Izy reo de ôla araka ny nofo, ary tsy managna ny Fagna. \ No newline at end of file diff --git a/01/20.txt b/01/20.txt index adc74a6..32cabb9 100644 --- a/01/20.txt +++ b/01/20.txt @@ -1 +1 @@ -\v 20 \v 21 Fa nareo ry malala, miorena tsara akeo amin'ny finoanareo masina indrindra, ary mivavaha amin'ny Fanahy Masina. Mitôra nareo akao amin'ny fitiavan'Andriamanitra, ary andrasony famindram-pon'i Jesosy Kristy Tompontsika ze mitondra an'nao ho amin'ny fiaignana mandrakizay. \ No newline at end of file +\v 20 Fa nareo ry malala, miorena tsara akeo amin'ny finoanareo masina indrindra, ary mivavaha amin'ny Fanahy Masina. \v 21 Mitôra nareo akao amin'ny fitiavan'Andriamanitra, ary andrasony famindram-pon'i Jesosy Kristy Tompontsika ze mitondra an'nao ho amin'ny fiaignana mandrakizay. \ No newline at end of file diff --git a/01/22.txt b/01/22.txt index 9cb7971..a426832 100644 --- a/01/22.txt +++ b/01/22.txt @@ -1 +1 @@ -\v 22 \v 23 Mamindrà fo am'reo ze misalsala. Vonjeo ary tariho hiala amin'ny afo ny ôla sasagny. Ary ny sasagny indray amindrao fo amin-tatra. Mankahalà na de hatramin'ny akanjo nolotovin'ny nofo aza. \ No newline at end of file +\v 22 Mamindrà fo am'reo ze misalsala. \v 23 Vonjeo ary tariho hiala amin'ny afo ny ôla sasagny. Ary ny sasagny indray amindrao fo amin-tatra. Mankahalà na de hatramin'ny akanjo nolotovin'ny nofo aza. \ No newline at end of file diff --git a/01/24.txt b/01/24.txt index 5b4f80e..d534fa3 100644 --- a/01/24.txt +++ b/01/24.txt @@ -1 +1 @@ -\v 24 \v 25 Ary ho an'ze miaro an'nareo mba tsy ho tafitohina, ary hatonga an'nao hijoro akeo agnatrehan'ny voninahiny, tsy misy tsiny ary am-pifalina leibe, amin'Andriamanitra tokana Mpamonjintsika tamin'ny alalan'i Jesosy Kristy Tompontsika anie, ny voninahitra, ny falebiazana, ny fahefana sy ny hery, talohan'ny fotôna daôly, am'zao fotôna zao ary mandrakizay. Amena. \ No newline at end of file +\v 24 Ary ho an'ze miaro an'nareo mba tsy ho tafitohina, ary hatonga an'nao hijoro akeo agnatrehan'ny voninahiny, tsy misy tsiny ary am-pifalina leibe, \v 25 amin'Andriamanitra tokana Mpamonjintsika tamin'ny alalan'i Jesosy Kristy Tompontsika anie, ny voninahitra, ny falebiazana, ny fahefana sy ny hery, talohan'ny fotôna daôly, am'zao fotôna zao ary mandrakizay. Amena. \ No newline at end of file