From 812393f6a1ff03c5e9d8f8b56e9d6a6b947b68c9 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD010 <> Date: Fri, 29 May 2020 07:15:26 +0800 Subject: [PATCH] auto save --- 01/12.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/01/12.txt b/01/12.txt index 473cac7..f36be78 100644 --- a/01/12.txt +++ b/01/12.txt @@ -1 +1 @@ -\v 12 Reo daôly le ôla ze harambato misitrika akao amin'ny ahanim-pitiavanareo. Minana am-pamegnarana, mamoky ny tegnan'jareo ihany. Izy reo de rondro tsisy rano, ndesin'ny rivotra. Kakazo fararano tsisy vôny - indroa maty, niala fakany. \v 13 Izy reo de onjan-dranomasina mahery, mitopatopa mamorivory ny famegnaran'jareo. Kintana mirenireny zareo, ka vôtahiry ho an'azy mandrakizay ny famaintisan'ny maizina. \ No newline at end of file +\v 12 Reo daôly le ôla ze harambato misitrika akao amin'ny ahanim-pitiavanareo. Minana am-pamegnarana, mamoky ny tegnan'jareo ihany. Izy reo de rondro tsisy rano, ndesin'ny rivotra. Kakazo fararano tsisy vôny - indrôy maty, niala fakany. \v 13 Izy reo de onjan-dranomasina mahery, mitopatopa mamorivory ny famegnaran'jareo. Kintana mirenireny zareo, ka vôtahiry ho an'azy mandrakizay ny famaintisan'ny maizina. \ No newline at end of file