diff --git a/01/12.txt b/01/12.txt index cab88d2..55249e5 100644 --- a/01/12.txt +++ b/01/12.txt @@ -1 +1 @@ -Reo de le ôla ze harambato misitrika akao amin'ny ahanim-pitiavanareo. Minana am-pamegnarana, mamoky ny tegnan'jareo ihany. Izy reo de rondro tsisy rano, ndr \ No newline at end of file +Reo de le ôla ze harambato misitrika akao amin'ny ahanim-pitiavanareo. Minana am-pamegnarana, mamoky ny tegnan'jareo ihany. Izy reo de rondro tsisy rano, ndesin'ny rivotra. Kakazo fararano tsisy vôny - indroa maty, niala fakany. Izy reo de onjan-dranomasina mahery, mitopatopa ma \ No newline at end of file