2020-05-28 22:46:03 +00:00
|
|
|
\v 20 Fa nareo ry malala, miorena tsara akeo amin'ny finonareo masina indrindra, ary mivavaha amin'ny Fanahy Masina. \v 21 Mitôra nareo akao amin'ny fitiavan'Andriamanitra, ary andraso ny famindram-pon'i Jesosy Kristy Tompontsika ze mitondra an'nao ho amin'ny fiaignana mandrakizay.
|