plt-x-sihanaka_jas_text_ulb/05/16.txt

1 line
414 B
Plaintext

\v 16 Kô mifagneke heloka ianareo, ary mifampivavà mba ho sitragna ianareo. Ny vavaka ataon'ôlo-marina de tegna matanjaka ny fiasany.\v 17 Elia de leila mitovy tamintsikana ihany, nivavaka mafy izy mba tsy hilatsan'ny ranonôrana, ary tsy nilatsaka tamin'ny tany nandritra ny telo taona sy enim-bôlana izany.\v 18 Avekao nivavaka ndre Elia. Ny lanitra de nagnome ranonôrana, ary ny tany de nagnome vokatra.