plt-x-sihanaka_jas_text_ulb/03/13.txt

1 line
273 B
Plaintext

\v 13 Iza no endry sy mafantatra, akeo ampovôny? Avelao zany ôla zany hanoro fiaignana tsara amin'ny asany amin'ny fanatrentegnan'ny fahendrena. \v 14 Fa ra managna fialonana mangidy anareo ary ny fagnirindaza akao amponareo, de aza miambo na mandainga hanotra ny marina.