plt-x-sihanaka_jas_text_ulb/02/14.txt

1 line
494 B
Plaintext

\v 14 Ino no tsara, ry ralako, raha milaza ny ôla raika fa managna finôna izy. Kanefa tsisy asa? Afaka amonjy anazy ma zany finona zany?\v 15 Ataovo hoe misy ralà sy anabavy ratsy fitafy sy tsy ampy ahanina isan'andro.\v 16 Atovovy hoe misy raika aminareo miteny aminjareo hoe: "Mandiana am-piadanana, manôva mafana ary mivokisa." Raha tsy magnome an'njareo ny ra ilainy ho an'ny vatagna anareo, ino no matsara anizany? \v 17 De otran'zany zany kô ny finona, raha tsisy asa zany, de maty.