plt-x-sihanaka_jas_text_ulb/02/10.txt

1 line
289 B
Plaintext

\v 10 Fa n'izan'iza mankatô ny lalàna daôly, kanefa lavo amin'ny lalàna raika fôgna, de ho meloka amin'ny lalàna daôly. \v 11 Fa le niteny hoe: "Aza mijangajanga," dia niteny iany kô hoe: "Aza mamono ôla." Raha tsy mijangajanga nareo, Kanefa mamono ôla, de lasa mpandika lalàna.