plt-x-sihanaka_jas_text_ulb/02/08.txt

1 line
265 B
Plaintext

\v 8 Na zany aza, raha magnantanteraka ny lalàn'ny mpanjaka nareo, araky ny Soratra Masina hoe: "Tiavo ny namanao ôtran'ny tegnanao," de manao ny tsara nareo.\v 9 Fa raha magnome sitraka ny ôla sasagny kosa nareo,de manota, ka vôeloka toin'ny mpandika lalàna.