plt-x-sihanaka_jas_text_ulb/02/05.txt

1 line
356 B
Plaintext

\v 5 Mitainoa, ry rala malalako, tsy efa nofidin'Andriamanitra va ny mahantran'izao tontolo zao, mbô hanakarena amin'ny finona sy mbô ho mpandova ny fanjakana ze nampagnantignaina reo zay te ananjy? \v 6 Fa nareo de nagnala baraka ny mahantra! Mo tsy ny mpanan-karena va no mampahory anareo?\v 7 Mo tsy zareo ma no nagnaratsy ny agnarana tsara ze anareo?