plt-x-sihanaka_jas_text_ulb/04/01.txt

1 line
434 B
Plaintext

\c 4 \v 1 1Avy taiza no neven'reo ady sy reo fifandirana akeo aminareo ?Mô va reo avy amin'ny fagnirinareo ze miady amin'ny mpikambana akeo agnivonareo? \v 2 Magniry ianareo nefa tsy magnana. Mamono sy mitsiriritra ianareo,nefa tsy afaka ny ahazo. Miady sy mifanditra ianareo.Tsy magnana ianareo satri tsy mangataka. \v 3 Mangataka ianareo nefa tsy mahazo satri ratsy fangatana,mba hahafahanareo mampiasa zany ho amin'ny fagnirinareo