plt-x-sihanaka_jas_text_ulb/03/09.txt

1 line
231 B
Plaintext

\v 9 An'io derantsika ny tompo sy ny Ray, ary amin'io no hagnozognanantsika ôla, ze natao nitovy tamin'Andriamanitra. \v 10 Avy amizany vava zany kô no hivoan'ny fitahina sy fagnozonana. Ry ralako, tsy tokony hitranga reo ra reo.