plt-x-sihanaka_jas_text_ulb/05/19.txt

1 line
267 B
Plaintext

\v 19 Ry ralaiko, ra misy akeo aminareo miala amin'ny famarinana ary misy raika mampiverigna anazy, \v 20 de tokony ho fantatr'io ôla io fa n'iza n'iza magnala ny mpanota raika amin'ny lalan-disony de hamonjy anazy amin'ny fahafatesana, ary hagnarona fahota betsaka.