plt-x-sihanaka_jas_text_ulb/05/13.txt

1 line
438 B
Plaintext

\v 13 Misy ôla va akeo aminareo mijaly amin'ny ady sarotra? öka izy hivavaka. Misy ôla faly va? Öka izy hihira fiderana. \v 14 Misy manavy va akeo ampovônareo? Aoka izy hagnantso ny loholon'ny fiangonana, Ary ôka zareo hivavaka hoanazy. Ka hagnosotra menaka anazy amin'ny agnaran'ny Tompo. \v 15 Ny fivavaky ny finôna ho magnasitrana le ôla manavy ,Ary ny Tompo hanangana anazy. Ary ra magnota izy, de hamela ananjy Andriamanitra.