plt-x-sihanaka_jas_text_ulb/05/07.txt

1 line
279 B
Plaintext

\v 7 Ka mahareta, ry rahlahy, mandrapaha-tongan'ny Tompo. Indro, ny mpamboly mandigny ny vokatra tsara amin'ny tany. Mandigny am-paharetana anzany izy,mandra-pazaôny ny vôlô sy fara-ôrana.\v 8 Nareo, kô, mandignia. Atanjao ny fônareo,satre efa tsy ela ny fiavian'ny Tompo.