plt-x-sihanaka_jas_text_ulb/05/04.txt

1 line
399 B
Plaintext

\v 4 Zao kô, ny karaman'ny mpiasa de mitaraigna, ny karama ze tsy namenareo ho an'ny mpamboly ny taninareo, ary ny fitarainan'ny mpandidy de fa tonga agny an-tsôfin'ny Tompon'ny maro. \v 5 Niaigna tamin'ny harena taketo ambon'ny tany anareo ary nagnara-po ny tegnanareo. Nampitavizina ny fonareo ho amin'ny andro famonôna.\v 6 Nanameloka sy namôno ny ôlo-marina nareo. Tsy namaly anareo izy. 5