plt-x-sihanaka_jas_text_ulb/05/01.txt

1 line
373 B
Plaintext

\v 1 Malaky,ianareo ze manankarena,mitomaneza sy migogogogò noho ny fahorena tonga aminareo. \v 2 Ny harenanareo efa lo,ary ny fitafinareo efa lanin'ny kadradraka.\v 3 Ny volamenanareo sy ny volafotsinareo de efa refesenina. Ny refesina de vavolombelona hiampanga anareo,handoro ny nofonareo sala amin'ny afo azo zany. Niterizinareo ny harenanareo ho amireo andro farany.