plt-x-sihanaka_jas_text_ulb/04/15.txt

1 line
347 B
Plaintext

\v 15 Fa kosa tokony hiteny anreo hoe: "Ra sitrakin'ny Tompo, de ho velona isika ary hagnano an'ity na hagnano an'iry." \v 16 Fa amin'zao fotoana zao anareo de mirehare amin'ireo tetika misehoseho. Ny fisehosehoana rehetra ohatran'zany de ratsy.\v 17 Ka ho an'ze rehetra mafantatra magnano tsara nefa sy magnano an'zany, de heloka ho an'azy zany.