plt-x-sihanaka_jas_text_ulb/03/05.txt

1 line
386 B
Plaintext

\v 5 Ôtran'izany kô ny lela derantragna kitika amin'ny vatagna, kanefa izy de mihambo ra daôly. Tazagno ihany kô ny hakitikn'ny afo ze mandoro ala geda. \v 6 Ny lela ihany kô de afo, tontolon'ny fahotagna izay napetraka teo amin'ny faritrin'ny vatantsika koa izy.Izany de magnisy pentimpentina ny vatagna ray manontolo ary mandoro ny lalam-piaignana. Ampiretin'ny helo ny tegnany.