plt-x-sihanaka_jas_text_ulb/03/03.txt

1 line
311 B
Plaintext

\v 3 Ary ra asentsika lamboridy akeo am-bavan'ireo sôvaly mba hankatoavanjareo antika, de afaka mitondra ny vantanjareo raimanontolo kô atsika.\v 4 Jereo kô fa reo sambo, na de geda tokô aza izy regny ary ndesin'ny rivotra mahery, de vovilin'ny familina tegna kitika aigny amin'ize daôly ten'ny mpamory